About Us News

Diwali 2021

Posted on: October 04, 2021 | Back | Print


Ambassador Abhay Kumar met H.E. Mr. Edgard Razafindravahy, Hon’ble Minister of Trade, Industry and Consumer affairs of Madagascar. During the meeting they discussed the ways to enhance trade and investments between India and Madagascar

L'Ambassadeur Abhay Kumar a rencontré S.E. M. Edgard Razafindravahy, Honorable Ministre du Commerce, de l'Industrie et de la Consommation de Madagascar. Au cours de la réunion, ils ont discuté des moyens de renforcer le commerce et les investissements entre l'Inde et Madagascar.

Nihaona tamin’Atoa Hajaina Edgard Razafindravahy, Minisitry ny Varotra, Indostria ary ny fanjifana eto Madagasikara ny Masoivoho Abhay Kumar. Andriamatoa. Nandritra ny fihaonana no niresahan’izy ireo ny fomba hanatsarana ny fifandariasana ara-barotra sy ny fampiasam-bola eo amin’i India sy Madagasikara.